๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ข๐ท๐ข ๐๐ถ๐ฅ โ ๐๐ช๐ด๐ต๐ณ๐ช๐ฌ๐ข ๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ด๐ข๐ณ๐บ ๐๐ต๐ด๐ช๐ฎ๐ฐ, 7 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025
Tetikasa iray misehatra manokana aminโny ady aminโny ๐ณ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ any atsimonโny Nosy ny ๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ ๐ถ๐ผ๐ป๐ท๐ผ izay miara-miasa akaiky aminโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (#๐ ๐๐๐).
Anisanโny asa tanterahina ao anatinโity tetikasa ity ny ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ป๐ด๐ผ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ tsy hiitatra ka hitarika ny fahasimbanโny ala, ny fahatotoranโny tanimboly sy ny toeram-ponenanโny mponina manodidina azy ireny ary ny fanatsarana ny velontenanโny mponina.
Ho anโny ao aminโny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ฎ โ ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ, izay notsidihanโAndriamatoa Minisitra ๐ ๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น, dia fihazonana dongom-pasika mirefy 240ha no notanterahinโny ๐๐ฎ๐๐ต๐ผ๐น๐ถ๐ฐ ๐ฅ๐ฒ๐น๐ถ๐ฒ๐ณ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐ฒ (#CRS) ao anatinโny tetikasa Mionjo. Ny mponina eny ifotony no miara-miasa akaiky aminโny tetikasa aminโny fanatanterahana ny asa, ka ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฐ๐ฌ๐ฌ no nisitraka asa mivantana sy tombontsoa tao anatinโizany, taminโny alalanโny fanaovana โ๐ฐ๐ฎ๐๐ต ๐ณ๐ผ๐ฟ ๐๐ผ๐ฟ๐ธโ izay nahazoanโizy ireo tambin-karama sy vola tahiry hanatsarana ny velontenanโizy ireo.
Ny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐, ๐๐ป๐ผฬ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ no iasanโny tetikasa ary tafiditra ao anatinโny fanatanterahanโi Madagasikara ny โ๐ฃ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ (#๐ฃ๐ก๐)โ ity tetikasa ity.



