๐—ก๐—ฑ๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ

ย Aminโ€™izao ankatoky ny fahavaratra izao dia miakatra ny tahanโ€™ny hafanana izay miteraka ny fihenanโ€™ny fitsokanโ€™ny rivotra. Mitsingevana eny aminโ€™ny athmosphรจre arakโ€™izany ireo Particules Fines (PM), singa madinika miteraka ny fahalotoan’ny rivotra.

ย Ny fisianโ€™ny orana sy ny rivotra irery ihany anefa no afaka mampisinda io zavona na setroka io. Rehefa avy ny orana dia midina ety aminโ€™ny tany ny PM na rehefa tsofinโ€™ny rivotra mafimafy ihany koa izy dia miparitaka.
โŒ๏ธ ๐—œ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ผ ๐˜€๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐˜๐—ผ ๐—ถ๐—ผ :
โžก๏ธManenjika mamita ny asany mialohanโ€™ny fahavaratra ireo mpandoro biriky sy mpanao arina fandrehitra.
โžก๏ธ Ny setroka maloto avoakanโ€™ny fiarakodia sy ny kodiarandroa tranainy.
โžก๏ธ Ny setroky ny doro tanety sy ny doro ala.
โžก๏ธ Ny fandorona fako
โŽ๏ธ Manoloana izany Ny Ministera ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy (#MEDD) ny Ministรจre Fahasalamam-bahoaka (#MSANP) ny ๐—™๐—ผ๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ary ny Institut National des Sciences et Techniques Nuclรฉaire (#INSTN) dia namolavola ny ยซ ๐—•๐˜‚๐—น๐—น๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐—พ๐˜‚๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—นโ€™๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ ยป na ny tatitra momba ny kalitaonโ€™ny rivotra izay fepetra voantondro ao aminโ€™ny fenitra nasionaly momba kalitaonโ€™ny rivotra, hahafahanโ€™ny tsirairay maka ny fepetra mifanraka aminโ€™izany.

โœ…๏ธ ๐—œ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ :

Samy afaka mandray ny andraikitra isorohana sy anenana ny fahalotonโ€™ny rivotra avokoa ny tsirairay :

โžก๏ธAhena na atsahatra ny fandorana biriky aminโ€™ny fijerena fomba hafa fanaovana izany.
โžก๏ธFanenana ny fifamezivezenโ€™ny fiara sy ny kodiarandroa misy motera ary mila samy miezaka manamboatra ny fiarany sy ny kodiarandroa ampiasainy ny tsirairay mba hanenana ny famoahanโ€™izy ireny setroka maloto.
โžก๏ธTsy avela hivangongo sy tsy dorana ny fako.
โžก๏ธRaha azo atao, dia ahena ny fampiasana arina na kitay aminโ€™ny fandrahoan-tsakafo ao an-trano, mba hampihenana ny fandotoana anatiny, indrindra fa any aminโ€™ireo faritra tena maloto rivotra.
โžก๏ธTsara raha volena ireny zavamaniry manadio rivotra na mitroka fahalotoana ireny (plante dรฉpolluant) manodidina ny toeram-ponenana, ao an-trano na any aminโ€™ny toeram-piasana koa aza.
โžก๏ธHamafisina ny ady aminโ€™ny doro tanety

Efa misy ny fitaovam-pandrefesana sy fanaraha-maso ny kalitaonโ€™ny rivotra ary azonao atao ny manaraka ny fivoaranโ€™ny kalitaonโ€™ny rivotra aminโ€™ny alalanโ€™ny alalanโ€™ny rindram-baiko Airvisual.

Date de publication : 6 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs