๐๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ท๐ฐ๐ญ๐ข, ย 3 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025
Mpiara-miombonโantoka lehibe iray mifanome tanana aminโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (#๐ ๐๐๐) aminโny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐, manodidina ny valanjavaboahary, ny ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ง๐ฎ๐ป๐ ๐ ๐ฒ๐๐ฎ. Tanjona ao anatinโizany fiaraha-miasa izany ny fanohanana ireo tetikasa eny ifotony izay mifototra aminโny famokarana maharitra sy ny fikajiana ny tontolo iainana mba tsy hiankin-doha aminโny fitrandrahana ny ala ny vondrom-piaraha-monina eny ifotony.
NoraisinโAndriamatoa Minisitra ๐ ๐ถ๐ฐ๐ธ๐ฎ๐ฒฬ๐น ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ ๐๐ก๐ tao Antsahavola arakโizany ny ๐๐ถ๐น๐ฎ๐ป๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ง๐ฎ๐ป๐ ๐ ๐ฒ๐๐ฎ izay nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny MEDD ary niara-nijery ny paikady iombonana entina manatsara ny asa fiarovana ny harena voajanahary eto Madagasikara.



