๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ข๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐๐ฒ๐ป’๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
Education environnementaleEnvironnementMinistรจre

Antananarivo –

22 janoary 2026

Notanterahina teny Ambohitsaina ny lanonam-panokanana ny Filoha vaovaonโny OniversitenโAntananarivo, ny ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ฒ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฆ๐ข๐๐ข ๐ฅ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ป.

Nandritra ity fotoana ity ihany koa no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-65 taona ny Oniversiten’Antananarivo, sy nitokanana ny ยซย Amphithรฉรขtre de la Facultรฉ des Sciencesย ยป izay nasiam-panavaozana.

Hatao vaindohan-draharaha, hoy ny Filoha vaovaonโny OniversitenโAntananarivo, ny fametrahana fitoniana ara-tsosialy maharitra hisian’ny fampandrosoana eto Madagasikara.
Date de publication : 23 janvier 2026