
๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ด๐ข๐ณ๐บ ๐๐ต๐ด๐ช๐ฎ๐ฐ โ ๐๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฏ๐ฐฬ๐ด๐บ

Manamafy hatrany ny fiaraha-miasa miaraka aminโireo vondronโolona ifotony (
#VOI) ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD) ho fanamafisana ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary. Ny 6 โ 7 novambra 2025 teo dia ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐๐๐ผ๐ป๐ถ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ tamina Vondronโolona ifotony (
#VOI) ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ฒ๐น๐ผ no tontosa tao aminโny Faritra Anosy โ DistrikanโAmboasary. Ny
#๐ ๐๐๐ #๐๐ฅ๐๐๐๐๐ป๐ผฬ๐๐ sy ny tetikasa ๐ฃ๐-๐๐๐ช๐ง no manao ny tantsorokanโireto famindram-pinantanana ireto :

๐ก๐๐ฃ ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ง๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ
Velaranโala 4233Ha no ho tantaninโny ๐ฉ๐ข๐ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐๐๐ฒ ao aminโny kaominina Behara ary 4372Ha ho tantaninโny ๐ฉ๐ข๐ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ ao aminโny kaominina Tranomaro. Ny NAP Behara Tranomaro dia faritrโala maiky sy ala tsilo ary ahitana karazana sokatra mampiavaka manokana anโi Madagasikara, dia ny ๐ฆ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ธ๐ฒ (๐๐ด๐ต๐ณ๐ฐ๐ค๐ฉ๐ฆ๐ญ๐บ๐ด ๐ณ๐ข๐ฅ๐ช๐ข๐ต๐ข) sy ny ๐ฆ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ (๐๐บ๐น๐ช๐ด ๐ข๐ณ๐ข๐ค๐ฉ๐ฏ๐ฐ๐ช๐ฅ๐ฆ๐ด).

๐๐ฃ ๐ฆ๐๐ฑ-๐ข๐๐ฒ๐๐ ๐๐ณ๐ผ๐๐ฎ๐ธ๐
Faritrโala mirefy 1981Ha no ho tantaninโny ๐ฉ๐ข๐ ๐๐ด๐ป๐ฎ๐น๐ผ๐ฎ๐น๐ผ ๐ ๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ ao aminโny kaominina Ifotaky. Mampiavaka manokana ity faritra arovana ity ny fisianโny karazam-biby toa ny ๐ฆ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ (๐๐ณ๐ฐ๐ฑ๐ช๐ต๐ฉ๐ฆ๐ค๐ถ๐ด ๐ท๐ฆ๐ณ๐ณ๐ฆ๐ข๐ถ๐น๐ช๐ช) sy ny ๐ ๐ฎ๐ธ๐ถ (๐๐ฆ๐ฎ๐ถ๐ณ ๐ค๐ข๐ต๐ต๐ข) ao aminy.


Nanotrona ny fotoana nanaovan-tsonia ireto famindram-pitantanana ireto ny DREDD Anรดsy, Faritra Anรดsy, ireo kaominina sy fokontany voakasika, ary ireo mpiara-miombonโantoka MNP, ECART, NITIDAE.