๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐๐ฟ๐ฒ๐บ๐ฎ : ๐๐ฒ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ
Aires ProtรฉgรฉesEnvironnement

๐๐ฏ๐ต๐ณ๐ฆ๐ฎ๐ข – ๐๐ข๐ฐ๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ข๐ต๐ด๐ฆ๐ฑ๐บ,

21 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Mitana anjara toerana lehibe aminโny fitantanana mahatitra ny Fatitra arovana Antrema ny fitaizana ny mponina manodidina ho tomponโandraikitra aminโny fiarovana ny harena voajanahary ao aminy.


Nanantanteraka asa fanentanana sy fanabeazana ara-tontolo iainana tao ami’ny Fokontany
#Antrema, Kaominina –
#Katsepy, ny
#DREDDBoeny, ny zoma 21 novambra 2025. Sekoly ao anatina vakim-paritra miisa 5 eo anivonโny Fokontany Antrema no nisitraka ny fanabeazana ara-tontolo iainana izay nahitana ny fandraisanโanjaranโny ankizy miisa 148 sy mpanabe.

Niompana taminโny fiarovana ny harena voajanahary, ny ady aminโny afo, fambolen-kazo ary ny fitantanana ny fako no lohahevitra novoaboasana.


Nampiavaka manokana ny fanentanana natao ny fampiasana ny KIT MAD’ERE izay fitaovam-pampianarana manamora kokoa ny fizarana izay atao.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025