๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ถ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ฎ๐น๐ผ๐๐ฎ : ๐บ๐ฎ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ฌ% ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ผ๐บ๐ฏ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ
Aires ProtรฉgรฉesBiodiversitรฉDรฉveloppement durableReboisementRestauration des paysages forestiers

Maherinโny 90% ny taham-pahombiazanโny fambolena honko tao aminโny Baie de Laloza – Faritra Sofia izay notanterahinโny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy Sofia
#DREDDSofia sy ny
#Bรดndy ary ireo mponina eny ifotony. Tao aminโny kaominina Befotaka – distrikanโAnalalava sy ny kaominina Ankerika – distrikanโAntsohihy no nanatanterahana ireto fambolena honko ireto ny volana desambra 2024 sy ny volana martsa 2025 teo ary nandray anjara feno taminโizany ireo mponina manodina ity toerana ity, izay mpanjono ny ankamaroany.

Resy lahatra aminโny fiarovana ny ala honko ny mponina satria dia manatsara ny velontena sy ny fiharianโizy ireo ny fiverenanโny ala honko.
Date de publication : 27 aoรปt 2025