๐Ÿ“๐˜•๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข, ๐Ÿ“… 05 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐Ÿ‘ฅ๐ŸŒฟNotanterahina tao aminโ€™ny foibenโ€™ny orinasa #FANALAMANGA eny #Nanisana ny famindranโ€™andraikitra teo aminโ€™ny Tale Jeneraly mpisolo toerana ny orinasa #FANALAMANGA, Andriamatoa ๐—ž๐—ข๐—จ๐—ง๐—›๐—ฅ๐—œ ๐—ง๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐—น๐—ถ, sy ny Tale Jeneraly teo aloha Andriamatoa RABEVAHINY Arlem.
๐ŸŒฟNanome voninahitra ity famindranโ€™andraikitra ity ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) Andriamatoa ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—›๐—”๐—Ÿ๐—” ๐—ก๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—Ÿ๐˜‚๐—ฐ๐—ธ ๐—”๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ. Nankasitraka ny ezaka nataonโ€™ny Tale Jeneraly teo aloha ny tenany ary nankahery ny Tale Jeneraly mpisolo-toerana aminโ€™ny andraikitra lehibe ho sahaniny aminโ€™ny fampandrosoana ity orinasa manana ny lanjany ara-tontolo iainana ity.
Date de publication : 6 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs