๐๐ฏ๐ ๐๐ต๐ฎ๐ฏ๐ถ : ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ
BiodiversitรฉDรฉveloppement durable

90% nโny tokatrano eto Madagasikara dia mbola miankindoha tanteraka aminโny fampiasana ny arina fandrehitra avokoa, izay miteraka olana ara-tontolo iainana goavana eto Madagasikara.


Anisanโny laharam-pahamehanโny ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
#PRRM sy ny Governemanta ny famahana izany olana aminโny angovo izany, sy ny fanamafisana ny fikajiana ny tontolo iainana, araka ny nambarany nandritra ny fandraisam-pitenenany tao aminโny
#ADSW2026 na ยซย ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒย ยป, izay tanterahina any ๐๐ฏ๐ ๐๐ต๐ฎ๐ฏ๐ถ.
Date de publication : 14 janvier 2026