๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ, ๐Ÿ“…16 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŒฟManatanteraka iraka eto Madagasikara ny Fonds Monรฉtaire International #FMI ny 12 hatramin’ny 16 Janoary 2026, izay mifandraika aminโ€™ny fanohizana ny #FRD (Facilitรฉ pour la Rรฉsilience et la Durabilitรฉ) sy ny #FEC (Facilitรฉ ร‰largie de Crรฉdit).
๐ŸŒณManana anjara toerana lehibe aminโ€™ny fanohanana ny fanavaozana ara-toekarena eto Madagasikara ny FMI, ary mifanindrandalana aminโ€™ny vinanโ€™ny Governemantanโ€™ny Fanavaozana ankehitriny izany.
๐ŸŒณAnisanโ€™ny ivonโ€™ity iraka ataonโ€™ny FMI ity ny mahakasika ny #FRD, izay miompana manokana aminโ€™ny fanamafisana ny ady aminโ€™ny fiovanโ€™ny toetrandro. Ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) sy ny Minisiteranโ€™ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (#MEF) no mitarika ny fifampidinihana ary iarahana aminโ€™ireo sehatra rehetra voakasikโ€™izany mivantana. Nandray anjara mavitrika taminโ€™ireo fihaonana ireo arakโ€™izany ny MEH, MinAgri, INSTAT, BFM, MinJus, OMH, MTA, OSC, BAD, BM.
Date de publication : 19 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs