๐
๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐จ๐ฆ-๐ฉ๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง-๐ค๐๐ณ๐จ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐
๐ข๐ญ๐จ๐ฏ๐ข๐ง๐๐ง๐ฒ

Fitovinany –

16 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026

ย ยป Izay mamboly hazo manome aina ยซย



Velaran-tany 5Ha no voavoly hazo tao aminโny Faritra Fitovinany nentina nanombohana ny taom-pambolen-kazo teo aninonโny faritra Fitovinany ny 16 janoary 2026. Nanentana ny tsirairay handray anjara aminโny fambolen-kazo ny
#DREDDFitovinany satria izay ihany no antoka ahafahantsika manarina ny ala simba sy manamaintso ny tontolo manodidina.

Date de publication : 19 janvier 2026