๐
๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐๐ฌ๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ก๐ข๐๐๐ข๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐จ๐ค๐จ๐ฌ๐จ๐ค๐จ


Aminโizao ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฒ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ izao dia ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ sy ny ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฒ๐๐ฒ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD), ny mpitandro ny Filaminana ary ny mpitantana faritra arovana, hisorohana ny fanararaotana aminโny fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary.

Ny 21 desambra 2025 dia olona miisa 5 no tra-tehaka tao aminโny atialanโny ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ vokatry ny fitsirihana nataonโny
#๐๐๐_๐๐บ๐ฏ๐ถ๐น๐ผ๐ฏ๐ฒ /
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐๐๐ก๐, ny ๐ญ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ mpitantana ny Faritra arovana.

Teo am-pitaterana ny hazo tsy ara-dalร na nalaina avy ao anaty ala fady, tao Ambatomenavava – Ambilobe no tra-tehaka ireto olona ireto ka natolotra ny fitsarana taorianโny fanadihadiana.

Asaina hatrany isika izay misehatra aminโny fitrandrahana ny vokatry ny ala hanatona ny sampan-draharahanโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy DREDD/CEF eny anivonโny faritra misy antsika haka ny fahazoan-dalana mitrandraka sy mitatitra ny vokatry ny ala.
Date de publication : 5 janvier 2026