๐
๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐๐ฌ๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ก๐ข๐๐๐ข๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐จ๐ค๐จ๐ฌ๐จ๐ค๐จ

Tontosa omaly 30 desambra 2025 ny famindranโandraikitra teo aminโdRamatoa ๐ฅ๐๐๐๐๐ก๐๐ข๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐ง๐ฌ ๐ฉ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ก๐ฎ๐๐ผ๐น๐ผ, voatendry ho Talem-Paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐๐ฎ๐๐, sy Ramatoa ๐ฅ๐๐๐ข๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ผ๐๐ฒ๐๐๐ฒ ๐๐๐ฒ๐น๐๐ป ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฐ๐ฒ๐น๐น๐ฒ izay voatendry ho ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ผ๐ป๐ด๐ผ๐น๐ฎ๐๐ฎ, nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra ny 22 desambra 2025.

Nanotrona ity lanonana ity Andriamatoa Minisitra ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ ๐๐ก๐ ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น ary nitsodrano azy ireo hahatontosa an-tsakany sy an-davany ny andraikitra vaovao izay iantsorohany avy.

Nihaona taminโny mpiara-miasa eo anivonโny DREDD Itasy ihany koa Andriamatoa Minisitra ary nanolotra fitaovana hanampiana ny DREDD Itasy sy ny DREDD Bongolava aminโny fanatanterahanโizy ireo ny asany.
Date de publication : 5 janvier 2026