๐Ÿขโœˆ๏ธ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜๐˜ข๐˜ด๐˜ค๐˜ฆฬ€๐˜ฏ๐˜ฆ – ๐˜•๐˜ฐ๐˜ด๐˜บ ๐˜‰๐˜ฆ, 15 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐Ÿข๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธSokatra Radiata miisa 56 saika haondrana an-tsokosoko any ivelany no tra-tehaka tao aminโ€™ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Fascรจne ao Nosy Be ny 15 novambra 2025. Sidina Ethiopian Airlines mankany Addis-Abeba, hihazo an’i Vietnam no saika hitondra ireto sokatra ireto.
๐Ÿข๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธNy fitarafana ny entana taminโ€™ny scanner no nahitana fa sokatra no tao anatinโ€™ilay entana. Teratany malagasy miisa 2 no tomponโ€™ireo entana ireo ary mbola karohina izy ireo ankehitriny satria efa tsy tao aminโ€™ny seranam-piaramanidina intsony taminโ€™ny fotoana nahatrarana ireto sokatra ireto.
๐Ÿข๐ŸŒฟEfa noraisinโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy #MEDD tanana ireto sokatra ireto.
Date de publication : 20 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs