๐ŸšซManamafy hatrany ny Governemanta fa tsy misy olona amboninโ€™ny lalร na fa izay manao ny tsy mety dia iharanโ€™ny lalร na mifandraika aminโ€™izany.
โŒ๏ธ๐Ÿข๐——๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ny famerenana any am-ponja ny Depiote Romรฉo Ramanatanana, voafidy ao Soavinandriana, izay voasazy noho ny fitrandrahana sokatra an-tsokosoko izay nataony.
๐Ÿ™๐Ÿค๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (#๐— ๐—ถ๐—ป๐—๐˜‚๐˜€) nandray ny andraikiny feno aminโ€™ny fampiharana ny lalร na sy ny fampanarahana ny didy mahakasika ity raharaha ity, ary manamafy hatrany ny ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—œ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ณ๐˜† (#๐— ๐—˜๐——๐——) aminโ€™ny ady aminโ€™ny fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary tsy manam-paharoa eto amintsika.
๐Ÿข๐Ÿ“ฃAdy iombonana ny ady aminโ€™ny trafika biby sy zavamaniry eto Madagasikara. Andeha hifanome tanana hatrany isika sy handray ny andraikitra manandrify azy avy, hanafoana ireo tambazotra mpanao trafika harena voajanahary ireo.
Date de publication : 12 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs