โจ๏ธ๐ฟ๐ ๐๐๐ซ๐ญ๐ฌ๐ ๐๐๐๐: ๐
๐ข๐ญ๐จ๐ฏ๐ข๐๐ง-๐ฃ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ณ๐๐ค๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฏ๐จ๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐

Notontosaina teo amin’ny torapasiky ny Village Touristique Mahajanga ny fanamarihana ofisialy ny andron’ny 8 martsa, ยซย Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavyย ยป. Hetsika izay teo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy Rajoelina, vadin’ny Filoham-pirenena. Nanome voninahitra ity fotoana ity ihany koa Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.

Nandray anjara tamin’ity hetsika nanamarihana ny andron’ny 8 martsa androany ity Andriamatoa Minisitra
Max Andonirina Fontaine sy ireo solontenan’ny vehivavy eto anivon’ny Ministeranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD)
Date de publication : 10 mars 2025