โ๏ธ๐ฅ๐๐ผ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ถ๐ต๐ผ : ๐ก๐ฎ๐ถ๐ฑ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ป๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ปโ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ณ๐ผ๐ฎโโ๏ธ


Nisehoana tranga doro tanety tao aminโny fokontany Dango – kaominina Faratsiho ny 15 septambra 2025. Toerana miisa fito mifanelanelana no nisianโny tranganโafo. Vokatry ny fifanomezan-tananโny fokonolona sy ny rehetra tonga teny an-toerana dia voafehy ny andronโio ihany ny afo ary velaran-tany 3ha no may taminโizany.
Date de publication : 23 septembre 2025