๐Ÿ“๐˜›๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข, ๐Ÿ—“๏ธ 05 ๐˜‹๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
โ™ป๏ธAo anatinโ€™ny dingana fanamafisana ny ady aminโ€™ny fandotoana plastika ao aminโ€™ny tanร nanโ€™i Toamasina dia nanao sonia fifanaraham-piarahamiasa ny #DREDDAtsinanana sy ny orinasa #Agrotech ary ny sekoly #SJCTanamakoa sy #SJCAnjoma ny 5 desambra 2025 teo.
โ™ป๏ธ๐ŸŒฟIreo fako plastika voaangona dia hahodina ho lasa pavรฉ autobloquant eny amin’ny ivon-toerana fanodinana fako eny Antsarimasina izay efa manana fitaovana arifomba aminโ€™ny fanodinana fako.
โ™ป๏ธDingana lehibe aminโ€™ny ady atao aminโ€™ny fandotoana plastika ity fifanaraham-piarahamiasa ity ary mandray anjara feno aminโ€™ny fampiroboroboana ny seha-pihariana maitso.
๐ŸŒฟ๐ŸŒฑNisitraka fanamafisana fahaiza-manao ny mpianatra miisa 160 ao anatin’ny ยซย club environnemental ย ยป ao am SJC Tanamakoa izay anisanโ€™ny handray anjara aminโ€™ny fanara-maso ny tetikasa.
Date de publication : 16 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs