๐Ÿ“ ๐˜›๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข โ€“ ๐Ÿ—“๏ธ 06 ๐˜‹๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒฑ Ho fanamafisana ny ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ao aminโ€™ny tanร nanโ€™i #Toamasina dia mifanome tanana ny #DREDDAtsinanana, ny ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—œ, ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฆ๐˜๐—ฎ๐—ฟ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฅ๐—ฒ๐—ฐ๐˜†๐—ฐ๐—นโ€™๐—ป๐—ฎ๐˜† amiฬ‚ny fanaovana ezaka aminโ€™ny fitantanana ny fako plastika.
โ™ป๏ธ๐ŸŒฟAminโ€™ny alalanโ€™ny tetikasa #Kopakelatra dia ezahina ny hanangonana ireo ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ด๐˜† ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ miparitaka eo anivonโ€™ny kaominina Toamasina I, sy ny #fanodinana azy jo lasa akora azo ampiasaina indray hisorohana ny fiparitahany izay mandoto ny tontolo iainana sy ho fampiroboroboana ny seha-pihariana maitso.
โ™ป๏ธโ™ป๏ธZava-dehibe ny fanangonana sy fitantanana ireo tavoangy plastika avy nampiasaina ireo mialoha hisorohana ny fiparitahany eny anivon’ny fiaraha-monina.
๐ŸŽ Misitraka #Valisoa manokana ireo izay manatitra tavoangy plastika :
โœ…๏ธ Tavoangy plastika 10 (kely) โžก๏ธ mahazo jus 1 tavoangy 0,5 L
โœ…๏ธ Tavoangy plastika 50 โžก๏ธ mahazo jus 1 tavoangy 1,5 L avy amin’ny orinasa STAR
โ™ป๏ธ๐ŸŒฟ Ny ezaka izay ataontsika anio dia miteraka vokatsoa lehibe ho anโ€™ny tontolo iainantsika rahampitso.
Date de publication : 16 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs