โป๏ธ๐ก๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฏ๐ถ๐ผ๐น๐ผ๐ท๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฃ๐ฃ ๐๐ป๐๐ฒ๐ต๐ถ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ
Dรฉveloppement durableEnvironnementPollution

๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ข๐ฐ Antehiroka, 14 ๐๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Ao anatinโny fanatanterahana ny tetikasa Label Vert sy Sekoly maitso dia nisitraka fampiofanana avy aminโny teknisianinโny Tontolo iainana, eo anivonโny Fitaleavana miandraikitra ny ady aminโny fandotoana
#DPDIDE, mahakasika ny famokarana zezika biolojika ireo mpanabe ao aminโny EPP Antehiroka. Hetsika izay tanterahinโny Minisiteranโny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy
#MEDD, aminโny fanomezan-danja ny fandaharanasa nasionaly momba ny fitantanana maharitra ny fako.


Tanjona ny fanamafisana ny kolontsaina mikajy ny tontolo iainana aminโireo mpanabe sy ny ankizy mpianatra ary ny fampiroboroboana ny seha-pihariana maitso eny anivonโny sekoly.
Date de publication : 20 novembre 2025