๐ŸŒฟ โ€œ๐˜”๐˜ช๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ด๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ด๐˜ข ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ด๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ-๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜บโ€
โ˜๏ธ๐ŸŒค Feno 40 taona aminโ€™ity taona 2025 ity ny fiaraha-mientanโ€™izao tontolo izao nanaovana ezaka iarovana sy namerenana aminโ€™ny laoniny ny sosona รดzรดna.
๐Ÿก Miara-mientana ao anatinโ€™izany hetsika izany i Madagasikara. Tao Mahajanga no notanterahina ny hetsika nanamarihana ny andro maneran-tany ho fiarovana ny sosona รดzรดna izay nanaovana fanentanana ny mpisehatra isan-karazany :
โžก๏ธ Fanofanana ny Polisinโ€™ny Tontolo iainana (#OPJE), ny Fadintseranana, niarahana taminโ€™ny Fitaleavana Iraisam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#DIREDDBoenyBetsiboka) mahakasika ny fitsirihana ireo fitaovana mampiasa ny singa sy entona manimba ny sosona รดzรดna.
โžก๏ธ Fanentanana ny sarambabem-bahoaka ny tsy tokony hampiasana intsony ireo fitaovana toa ny vata fampangatsiahana, ny climatiseur izay mbola mampiasa ny entona mpanimba ny sosona รดzรดna.
Date de publication : 18 septembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs