Fanamafisana ny fiaraha -miasa eo amin’ny PNUD sy ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy manoloana ny ady amin’ny fiovan’ny toetrandro mifantoka amin’ ny fampandraisana anjara ny vehivavy sy ny fiaraha-monina ary ny toekarena manga sy maitso.