FIVORIAMBE FAHA-28 NY FIRENENA MIKAMBANA MOMBA NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO TANTERAHANA ANY DUBAI_ ÉMIRATS ARABES UNIS

FIVORIAMBE FAHA-28 NY FIRENENA MIKAMBANA MOMBA NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO TANTERAHANA ANY DUBAI_ ÉMIRATS ARABES UNIS

🌍🌿Hanomboka amin’ny fomba ofisialy rahampitso 30 novambra hatramin’ny 12 desambra ny « 28e Conférence des Nations Unies sur le climat (#COP28) » na Fivoriambe faha 28 ny Firenena mikambana momba ny fiovan’ny toetrandro izay tanterahina any Dubaï – Émirats Arabes Unis.

🌱Manasa antsika ary hitsidika ny « Pavillon de Madagasikara » ao amin’ny « Blue Zone », fitaratry ny fandraisan’andraikitr’i Madagasikra amin’ny ady amin’ny fiovan’ny toetrandro : fizarana traikefa, fifanakalozana eo amin’ny sehatra isan-karazany sy ny iraisam-pirenena mahakasika lohahevitra maro.
🌿Mandray anjara amin’izany fivoriambe #COP28 izany i Madagasikara izay ahitana solontena avy amin’ny Fanjakana, ny mpiara-miombon’antoka sy ny sehatra tsy miankina, firaisamonim-pirenena ary ny solontenan’ny fikambanan’ny tanora misehatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.
🔹️🔹️🔹️🔷️
🌿Du 30 novembre au 12 décembre 2023, se tiendra à Dubaï, aux Émirats Arabes Unis, la 28e Conférence des Nations Unies sur le climat (COP28).
📣Nous vous invitons à découvrir le “pavillon de Madagascar” au « Blue Zone » durant la COP28.
🌱Vitrine de notre engagement dans la lutte contre les changements climatiques : partages d’expériences, échanges intersectorielles ou internationales couvrant différents thématiques.

“Madagascar engagé dans la lutte contre les changements climatiques pour les générations futures”

Evenements

Thématiques
<