🐒27 Oktobra 2023 : « Androm-pirenena natokana ho an’ny varika
🐒27 Oktobra 2023 : « Androm-pirenena natokana ho an’ny varika
Andao hiara-hientana isika hanamarika ny “Androm-pirenena natokana ho an’ny varika” izay ho tanterahina ao Maromizaha – Andasibe ny zoma 27 oktobra izao.