Fanitarana ny velaran’ny ala honko ao amin’ny Faritra Melaky

Fanitarana ny velaran’ny ala honko ao amin’ny Faritra Melaky

 

 

Ho fanitarana ny velaran’ny ala honko ao amin’ny Faritra Melaky dia mifanome tanana amin’ny fambolena honko eo anivon’ny Faritra ny DREDD Melaky sy ny orinasa Aqualma na NACB. Fambolena honko mirefy 200ha isan-taona no tanterahin’izy ireo amin’izany. Fandraisan’anjaran’ny orinasa Aqualma amin’ny fiarovana ny tontolo iainana izao, sy ho fampiroboroboana ny vokatra an-dranomasina izay ifantohan’ny velon-tenan’ny mponina ihany koa.

Evenements

Thématiques
<