LALAON’NY NOSY : ATHLETISME PARALYMPIQUE 🥇HAZAKAZAKA 100M – SOKAJY LEHILAHY JAMBA : MEDALY VOLAMENA HO AN’I MADAGASIKARA

LALAON’NY NOSY : ATHLETISME PARALYMPIQUE 🥇HAZAKAZAKA 100M – SOKAJY LEHILAHY JAMBA : MEDALY VOLAMENA HO AN’I MADAGASIKARA

Norombahan’i TOVONDRAINY Félix ny medaly volamena teo amin’ny hazakazaka 100 metatra sokajy lehilahy jamba (100m non voyant – homme).

👉FARAVAVY Aurélie kosa no nandrombaka ny medaly volafotsy teo amin’ny hazakazaka 100 metatra – sokajy vehivavy jamba (100m non voyante – femme)

➡️Ireo hazakazaka roa ireo dia samy notanterahina androany 29 aogositra avokoa tao amin’ny kianjan’Alarobia.

“Fandresena anaty firaisan-kina sy fahasamihafana”

 

Evenements

Thématiques
<