Tsy milefitra amin’ireo mpitrandraka an-tsokosoko ny harena voajanahary isika” hoy Ramatoa Minisitra VINA Marie-Orléa

Tsy milefitra amin’ireo mpitrandraka an-tsokosoko ny harena voajanahary isika” hoy Ramatoa Minisitra VINA Marie-Orléa

✅️Mifandraika indrindra amin’ny fampiharana ny politika tolérance zéro dia nahitam-bokany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny mpitandro ny filaminana ary ny tsara sitrapo mpanome vaovao. Tambazotra mpanao trafika harena voajanahary no rava tato anatin’ny iray volana. Nidoboka am-ponja avokoa ireo tra-tehaka tamin’izany.

 

Evenements

Thématiques
<