Natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany ary haharitra 4 andro ny Foire internationale de Madagascar andiany faha 17.
Vina napetraky ny MEDD ny hampiroborobo ireo loharanon’angovo ireo, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina no hahafahana manatanteraka izany sady mamporisika rahateo ny fandraisan’andraikitry ny orinasa amin’ny tontolo iainana sy ny fiaraha-monina.