Fetin’ny asa 01 May 2023

Fetin’ny asa  01 May 2023

Manamarika ny fetin’ny asa toa ireo firenena maro isika anio 01 May 2023. Adidy masina izay tsy maintsy iantsorohantsika tsirairay feno taona eo anivon’ny firenena, ny ankohonana ary ny fiaraha-monina ny asa. Ny fiarovana sy ny fitantanana ho lovainjafy ny tontolo iainana sy ny harena voajanahary dia iray amin’ireo asa masina iantsorohantsika ireo.

Miarahaba antsika mpiasa rehetra ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy tratrin’ny 1 may 2023. Ho voahaja araka ny tokony ho izy ny zontsika ary ho vita araka ny tanjona napetraka ny andraikitra sahanintsika hanehoana fivoarana marina eo amin’ny sehatry ny asa.

Evenements

Thématiques
<