𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 7 martsa 2023, Alarobia

𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 7 martsa 2023, Alarobia

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy hatrany, dia nisy ny diabe nataon’ireo vehivavy androany 7 martsa 2023, izay teo ambany fitarihan’ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika ramatoa Mialy Rajoelina.

Solon-tenan’ny Fikambanam-behivavy avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, avy amin’ireo andrimpanjakana sy ireo ministera isan-tokony no nandray anjara tamin’ity diabe niainga avy teo amin’ny kianja mitafo Ankorondrano hatrany amin’ny kianja Alarobia. Teny amin’ity farany ity kosa no niarahan’izy ireo nanao fanatanjahan-tena ho mariky ny fiaraha-mientana ankatoky ny fankalazana ny 8 martsa izao.

Evenements

Thématiques
<