๐Ÿš’ ๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜จ๐˜ฐ – ๐˜”๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข, 16 ๐˜ข๐˜ฐ๐˜จ๐˜ฐ๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana Station Forestiรจre Marohogo, ao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Mahajanga II, aminโ€™ny afo dia hisy sapeurs pompiers miisa 06 hitoby eny Marohogo manomboka anio 16 aogositra 2025 ary hijanona eny mandritra ny 3 volana.๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿš’
๐Ÿš’๐Ÿ”ฅ Isan-taona dia lasibatry ny afo hatrany ity toerana ity. Ny fisianโ€™ireto sapeurs pompiers ireto eny Marohogo dia hanamafy ny fisorohana ny afo, fa indrindra ny hampalaky ny famonona ny afo raha sanatria misy tranga doro tanety, ho fiarovana ireo fambolen-kazo midadasika eny an-toerana. ๐ŸŒฑ
โœ…๏ธ๐Ÿค Andraikitra iombonana ny ady aminโ€™ny afo. Fiaraha-miasa eo aminโ€™ny Faritra Boeny, ny DIREDD Boeny-Betsiboka (Fitaleavana Iraisam-paritry ny Tontolo iainana sy Fandrosoana Lovainjafy Boeny-Betsiboka) ary ireo Conventionnaires ao Marohogo no nahafahana nametraka ireto Sapeurs pompiers ireto eny Marohogo sy ny fiantsorohana ny fandanina mifandraika aminโ€™izany.
๐Ÿ“ฃ๐ŸŒณ Nitondrana fanentanana ihany koa ireo mponina manodidina anโ€™i Marohogo hanamafy ny fitandremana sy ny fiaraha-mientana aminy fiarovana ireo fambolen_kazo ireo, indrindra ny fifanomezan-tanana raha sanatria ka misy trangan’afo miseho.
Date de publication : 18 aoรปt 2025

Suivre d'autres actualitรฉs