Tonga nitsena ny Filoham-pirenena Lefitry ny Repoblika mitambatrโi Tanzanรฌa, Andriamatoa Philip Isdor Mpango teto aminโny Seranam-piaramanidina Iraisampirenena Ivato ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian izao tolakandro izao. Anisan’ireo handray anjara aminโny fihaonana an-tamponโny SADC andiany faha-45 atao eto amintsika ny tenany, ary izany dia manamarika ny fiaraha-mientana sy ny firaisankina ho anโny fampandrosoana ny firenena mpikambana, aminโizao fotoana maha-Filohanโny SADC anโAndriamatoa Andry Rajoelina, Filohanโny Repoblikanโi Madagasikara izao.