✅️ Nandray anjara tamin’ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha- 65 taona niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD).
✅️ Lanonana izay izay notanterahina teo amin’ny araben’ny fahaleovantena eo Analakely ary teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.
✅️ Ny fitafy avy any amin’ny faritra Melaky no nasongadin’ireo mpandray anjara tamin’ny diabe avy eto anivon’ny MEDD.
Date de publication : 3 juin 2025

Suivre d'autres actualités