๐Ÿข๐ŸŒฟ Biby anisanโ€™ny mampiavaka manokana anโ€™i Madagasikara ny sokatra satria maro ireo karazana sokatra tsy fahita raha tsy eto amintsika. Atahorana ho lany tamingana anefa ireo sokatra eto amintsika ireo vokatry ny tsindry maro mihatra aminy : ny fitrandrahana an-tsokosoko, ny fahasimbanโ€™ny toeram-ponenany, ny fihinanana azy ary ny fanaovantsika azy ho biby fiompy.
๐Ÿข๐ŸŒต Ho ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ity biby ity indrindra ny ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ azy dia misy ny ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ny mahakasika manokana ny sokatra sy ny toeram-ponenany izay tanterahina eny aminโ€™ny ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ mandritra ny iray volana.
๐Ÿข๐ŸŒต Hetsika izay iarahanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD), ny Minisiteranโ€™ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetrandro (#MTM), ny Ministeranโ€™ny Fizahantany sy ny Asatanana (#MTA), ny Turtle Survival Alliance (#TSA), ny tetikasa #PACIWT_Madagascar ary ny mpiara-miombonโ€™antoka maro isan-karazany.
Date de publication : 27 mai 2025

Suivre d'autres actualitรฉs