Tontosa soamatsara androany zoma 9 may ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fikarakarana sy fikolokoana zanakazo tato amin’ny faritra Melaky.
Fambolenkazo natao tamin’ny janoary nanokafana ny taom-pambolekazo no nikarakaraina sy nidiovina isampototra androany. 6ha tato amin’ny site de Reboisement Ambararata kely no natao ary nahitana taham pahavelomana 80% izany.
Tonga nanatrika izany ny Solotenam-panjakana rehetra aty sy lehiben’ny sampandraharaha izay eto antoerana.
Hitohy ny asa entretien sy suivi manomboka eto koa manentana antsika rehetra mba hanao izany mba hitsiry tsara ny zanakazo mba azahaoana vokatra tsara.
Mankasitraka indrindra antsika rehetra hatrany ๐Ÿ™ ๐Ÿ™ ๐Ÿ™
Date de publication : 16 mai 2025

Suivre d'autres actualitรฉs